Masombahiny Mozika
Youtube Masombahiny: Toerana natokana hifampizarana ny hankanton'ny Hira Malagasy. Ho an'ireo Artista te hizara ny hiranareo dia aza misalasala mandefa izany ho anay. Natao ity Takelaka ity mba hanomezana lanja sy toerana ireo hira Malagasy.